Nampahafantarin’ny Minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Biraon’ny Kadastran’ny Harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) ny itGeneral fa manaraka ny tsangan-kevitra na fenitra : « Izay tonga voalohany, no tolorana voalohany » ny fikarakarana ny fangatahana AERP.
Ny fandraisana ny antontan-taratasy dia misokatra manomboka ny 21 mey 2026 ao amin’ny BCMM.
Ireto avy ny tsara ho fantatra sy hotadidina:
✅ Faharetany: 3 volana ary tsy azo havaozina .
✅ Fijerena mialoha ny kianja (carrés) mbola malalaka .
✅ Tsy maintsy feno ny antontan-taratasy notakiana .
Tsara omanina dieny izao ny taratasy izay ilainareo.
Ny fangatahana AERP rehetra dia tsy maintsy ahazoana Anarana Famantarana Tokana (IDentifiant Unique – IDU) avoakan’ny Fandraharahana ny Harena an-kibon’ny tany mialoha.
Inona no tokony hatao ahazoana ny Anarana Famantarana Tokana (IDU)
Lalana sy torolalana ho an’ny AERP eto ambany:

Le Ministère des Mines et le Bureau du Cadastre Minier de Madagascar (BCMM) informent le public que les demandes d’AERP suivront le principe : « 1er venu, 1er servi ».
La réception des dossiers est à partir du 21 mai 2026 au BCMM
Les informations à retenir sont les suivantes:
✅ Validité : 3 mois non renouvelables
✅ Consultation préalable des carrés disponibles
✅ Dossier complet obligatoire
Préparez vos documents dès maintenant.
Toute demande d’AERP doit être précédée de l’obtention d’un IDentifiant Unique délivré par l’Administration minière.
𝗖𝗼𝗺𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗼𝗯𝘁𝗲𝗻𝗶𝗿 𝘃𝗼𝘁𝗿𝗲 𝗜𝗱𝗲𝗻𝘁𝗶𝗳𝗶𝗮𝗻𝘁 𝗨𝗻𝗶𝗾𝘂𝗲 (𝗜𝗗𝗨)





