Fintina momba ny iraka fanaraha-maso nataon’ny ITIE iraisam-pirenena teto Madagasikara

Fintina momba ny iraka fanaraha-maso nataon’ny ITIE iraisam-pirenena teto Madagasikara

septembre 15, 2026

par Hasina Rakoto

Mines

Nohon’ny fanaraha-maso hentitra izay napetraka nanomboka tamin’ny volana novambra 2025. Ny iraka dia nifantoka tamin’ny lafin-javatra telo lehibe : ny fivoaran’ny toe-draharaha ara-politika sy ny sehatra sivily, ny fahafahan’ireo mpisehatra samihafa, indrindra ny fandraisan’anjaran ny fiarahamonim-pirenena, ary ny fitohizan’ny fampiharana ny Fenitra ITIE. Nisy ny fifampidinihana tamin’ny Praiminisitra, ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny Tany, ny […]

Lire la suite

Mission de Secrétariat International du 07 au 11 septembre 2026 à Antananarivo – Iraka nataon’ny Sekretaria Iraisam-pirenen’ny ITIE

Mission de Secrétariat International du 07 au 11 septembre 2026 à Antananarivo – Iraka nataon’ny Sekretaria Iraisam-pirenen’ny ITIE

septembre 11, 2026

par Hasina Rakoto

Mines

Ny Sekretaria Iraisam-pirenen’ny Initiative pour la Transparence dans les Industries Extractives (ITIE) dia nanao fifampidinihana tamin’ireo mpisehatra eo amin’ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara. Ity iraka ity dia tafiditra ao anatin’ny fanaraha-maso manokana an’i Madagasikara, izay noraisina nanomboka tamin’ny volana novambra 2025 ary maharitra herintaona. Ny tanjona dia ny handrefesana ny fivoaran’ny toe-draharaha ara-politika, ny […]

Lire la suite