Fanatsarana ny fitantanana ny harena an-kibon’ny tany ao anatin’ny fanavoazana —   Amélioration de la gouvernance minière dans la Refondation

Notanterahana ny 15 May 2026 tao amin’ny trano ROHY ny adihevitra izay nokarakarain’ny SIOKA izay fiaraha-miasa tamin’ny EITI Madagascar, OSCIE sy ny Transparency International Initiative Madagascar izay nampivondrona ireo mpiantsehatra amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany.

Nandray anjara tamin’izany :

ANDRIAMPARANY Carl , Ministry ny Harena an-kibon’ny tany

RAKOTOSON Landy , orinasa QMM

RANDRIAMANGA Jacky , Syndicat National des Pierres Industrielles de Madagascar

RAMAHERISON Valéry , Transparency lnternational

Nalalaka tokoa ny sehatra ka dia nizara ny vinavinan’izy ireo , nanasongadina ireo olana atrehan’ny sehatry ny fitrandrahana ary namaritra hevitra hiaingana mba hisian’ny fitondrana tsara tantana , mangarahara kokoa , tompon’andraikitra ary maharitra izy ireo  . Ny hoavin’ny sehatry ny fitrandrahana dia miankina amin’ny fifampiresahana, ny fangaraharana sy ny fiaraha mientan’ny tsirairay .

Avy amin’ny  fiarahamiasantsika no hahatongavana amin’ny indostria mpitrandraka miantoka ny fandrosoan’ny firenena .


Le 15 mai 2026, à l’immeuble ROHY, SIOKA, en partenariat avec EITI Madagascar, OSCIE et Transparency International Initiative Madagascar, a réuni les acteurs du secteur extractif pour un débat informatif et stratégique.

Autour de la table :

ANDRIAMPARANY Carl, Ministre des Mines
RAKOTOSON Landy, société QMM
RANDRIAMANGA Jacky, Syndicat National des Pierres Industrielles de Madagascar
RAMAHERISON Valéry, Transparency International

Dans une ambiance de débats ouverts, les participants ont confronté leurs visions, mis en lumière les défis du secteur minier et tracé des pistes concrètes pour une gouvernance plus transparente, responsable et durable. L’avenir du secteur passe par le dialogue, la transparence et l’engagement collectif. C’est ensemble que nous construirons une industrie minière au service du développement du pays !