Nohon’ny fanaraha-maso hentitra izay napetraka nanomboka tamin’ny volana novambra 2025. Ny iraka dia nifantoka tamin’ny lafin-javatra telo lehibe : ny fivoaran’ny toe-draharaha ara-politika sy ny sehatra sivily, ny fahafahan’ireo mpisehatra samihafa, indrindra ny fandraisan’anjaran ny fiarahamonim-pirenena, ary ny fitohizan’ny fampiharana ny Fenitra ITIE.
Nisy ny fifampidinihana tamin’ny Praiminisitra, ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny Tany, ny Komity Nasionalin’ny ITIE-Madagasikara, ireo orinasa mpitrandraka, ny fiarahamonim-pirenena ary ireo mpiara-miombon’antoka samihafa.
Mitohy ihany koa ny asa fanomanana ireo tatitra ITIE momba ny taona 2024-2025.
Ny mangarahara, ny fifanakalozan-kevitra iarahan’ny mpisehatra rehetra ary ny fitantanana tsara ny harena voajanahary no mbola fototry ny fampiharana ny ITIE eto Madagasikara.
Résumé de la mission de suivi de l’ITIE internationale à Madagascar
Dans le cadre de la vigilance accrue mise en place depuis novembre 2025, la mission a porté sur trois points essentiels : l’évolution de la situation politique et de l’espace civique, les conditions de participation de la société civile et des autres parties prenantes, ainsi que la continuité de la mise en œuvre de la Norme ITIE.
Les échanges avec le Premier ministre, le ministre des Mines, le Comité National de l’ITIE-Madagascar, les entreprises extractives, la société civile et plusieurs partenaires ont permis de faire le point sur les progrès réalisés et les défis à relever.
L’ITIE Madagascar poursuit notamment la préparation de ses rapports 2024-2025. À l’issue de la mission, le Secrétariat international présentera ses principales conclusions au Conseil d’administration de l’ITIE.
La transparence, le dialogue multipartite et la bonne gouvernance des ressources naturelles restent au cœur du processus ITIE à Madagascar.





