Eo ambany fiahian’Atoa ANDRIAMPARANY Carl, Ministry ny harena an-kibon’ny tany, « Champion EITI ».
Voninahitra ho anay ny manasa anao amin’ny fampahafantarana/ fampisehoana ny tatitra EITI 2023 izay harahina adihevitra ampahibemaso momba ny fitantanana ny sehatra harena an-kibon’ny tany , izany dia iaraha-miasa amin’ny IEP Madagascar.
Ny Alakamisy 29 Janoary 2026 amin’ny 09 ora maraina ao amin’ny Mining Business Center (MBC) – Mamory Ivato
Sous le haut patronage de Monsieur ANDRIAMPARANY Carl, Ministre des Mines, Champion EITI.
Nous avons l’honneur de vous inviter à la présentation du Rapport EITI 2023 suivie d’un débat public sur la gouvernance du secteur extractif avec le concours de l’IEP Madagascar.
Le jeudi 29 janvier 2026 à 09 heures au Mining Business Center (MBC) – Mamory Ivato.





