TAMBERIM-BIDIN’NY FITRANDRAHANA HARENA AN-KIBON’NY TANY AVY AMIN’NY TETIKASA AMBATOVY

Araka ny antontan’isa avy amin’ny Fitaleavana misahana ny kaotim-panjakana, ny tamberim-bidy avy amin’ny Tetik’asa Ambatovy voaray dia tafiakatra 98 259 887 410 ariary.
Io vola io dia fitambaran’ny tamberim-bidy voaray teo anelanelan’ny volana septambra 2020 sy desambra 2025, izay nalefa tany amin’ny kaonty tahiry an’ireo Faritra sy ny Kaominina mpisitraka, araka ny fizarana aseho ao amin’ny lisitra eto ambany.

RISTOURNES MINIÈRES DU PROJET AMBATOVY

Selon les statistiques de la Direction de la Comptabilité Publique, la part des ristournes minières du Projet minier Ambatovy, arrêtée au 15 juin 2026, s’élève à 98 259 887 410 ariary.

Ce montant correspond à l’ensemble des ristournes minières générées entre septembre 2020 et décembre 2025, transférées sur les comptes de dépôt des régions et des communes bénéficiaires, conformément à la répartition présentée dans la liste ci-dessous.