Horonan-tsary maneho ny fanamafisana ny fangaraharana eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany, solitany ary entona — Divulgation des bénéficiaires effectifs, Licences et Contrats dans le secteur extractif 🇲🇬

Ny Fitondram-panjakana Fanavaozana dia mametraka ho laharam-pahamehana ny fangaraharana eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany.

Ny Ministera misahana ny Harena an-kibon’ny Tany, ho fanatanterahana sy fampiharana ireo didy aman-dalàna, fitsipika ary fenitra iraisam-pirenena manan-kery, dia mametraka ny mangarahara ho fototra iorenan’ny fitantanana ireo sehatra sahaniny, indrindra amin’ny:

  1. Fampahafantarana ireo Mpisitraka tena izy na bénéficiaires effectifs eo amin’ireo orinasa mpitrandraka harena an-kibon’ny tany ato amin’ny tranonkalan’ny EITI Madagascar
  2. Fahafantarana ireo fahazoandalana na Licences sy fifanarahana na Contrats eo amin’ny Fanjakana sy ireo mpitradraka dia:
  1. ny bokin’Andraikitra na Cahiers de Charges Minières izay afaka jerena ao amin’ny tranonkalan’ny biraon’ny kadasitra na ny BCMM
  2. ny famintinana ireo Fifanarahana momba ny Fizarana ny Vokatra na Contrats de Partage de Production izay afaka jerena ao amin’ny tranonkalan’ny OMNIS
  3. ny Rejistrin’ny Mpitrandraka, Mpanangona ary Comptoir momba ny volamena izay afaka jerena ato amin’ny tranonkalan’ny EITI Madagascar

« Ny tanjona dia ny hampiroborobo ny Fitantanana Mirindra na Bonne Gouvernance eo amin’ny sehatry ny harena ankibon’ny tany, ny solitany ary ny entona . »

Le Gouvernement de la Refondation fait de la transparence dans le secteur des industries extractives une priorité.

Le Ministère des Mines, dans le respect des cadres légaux et réglementaires nationaux ainsi que des normes internationales en vigueur, place la transparence au cœur de la gouvernance du secteur, notamment à travers :

1. La divulgation des bénéficiaires effectifs des entreprises minières opérant à Madagascar, dont les informations sont accessibles sur le site web de l’ITIE Madagascar.

2. L’accès aux informations relatives aux licences et aux contrats conclus entre l’État et les opérateurs, notamment :

a. Les Cahiers des Charges Minières, consultables sur le site web du Bureau du Cadastre Minier de Madagascar (BCMM) ;

b. Les résumés des Contrats de Partage de Production (CPP), consultables sur le site web de l’Office des Mines Nationales et des Industries Stratégiques (OMNIS) ;

c. Le Registre des exploitants, collecteurs et comptoirs d’or de la Centrale de l’Or de Madagascar (COM), accessible sur le site web de l’ITIE Madagascar.

« L’objectif est de promouvoir la bonne gouvernance dans le secteur des ressources minières, du pétrole et du gaz. »