Fanatsarana ny fitantanana ny harena an-kibon’ny tany ao anatin’ny fanavoazana — Amélioration de la gouvernance minière dans la Refondation
mai 22, 2026
Notanterahana ny 15 May 2026 tao amin’ny trano ROHY ny adihevitra izay nokarakarain’ny SIOKA izay fiaraha-miasa tamin’ny EITI Madagascar, OSCIE sy ny Transparency International Initiative Madagascar izay nampivondrona ireo mpiantsehatra amin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany. Nandray anjara tamin’izany : ANDRIAMPARANY Carl , Ministry ny Harena an-kibon’ny tany RAKOTOSON Landy , orinasa QMM RANDRIAMANGA Jacky , […]
Lire la suite




