Fanasana – Fampahafantarana ampahibemaso ny tatitra ITIE 2023 sy adihevitra ampahibemaso 2026 — Invitation – Présentation publique du Rapport ITIE 2023 et Débat public 2026 —
Eo ambany fiahian’Atoa ANDRIAMPARANY Carl, Ministry ny harena an-kibon’ny tany, « Champion EITI ». Voninahitra ho anay ny manasa anao amin’ny fampahafantarana/ fampisehoana ny tatitra EITI 2023 izay harahina adihevitra ampahibemaso momba ny fitantanana ny sehatra harena an-kibon’ny tany , izany dia iaraha-miasa amin’ny IEP Madagascar. Ny Alakamisy 29 Janoary 2026 amin’ny 09 ora maraina […]
Lire la suite




