Information sur l’approbation par le Conseil des Ministres de la visite du représentant du Secrétariat International de l’ITIE du 07 au 11 septembre 2026 – Fampahafantarana ny amin’ny fankatoavana ny fampitana am-bava mahakasika ny fitsidihan’ny Solontena Iraisam-pirenena avy amin’ny EITI ny 07 hatramin’ny 11 Septambra 2026.

août 20, 2026

par Hasina Rakoto

Mines

Visite du Secrétariat international de l’ITIE, du 07 au 11 septembre 2026

Lire la suite

Tatitra momba ny tamberim-bidy azo avy amin’ny harena an-kibon’ny tany avy amin’ny tetik’asa Ambatovy – Rapport sur les ristournes du projet Ambatovy

Tatitra momba ny tamberim-bidy azo avy amin’ny harena an-kibon’ny tany avy amin’ny tetik’asa Ambatovy – Rapport sur les ristournes du projet Ambatovy

juillet 27, 2026

par Hasina Rakoto

Mines

MG Anisan’ny laharam-pahamehan’ny Governemanta Fanarenana ny ady amin’ny kolikoly sy ny fametrahana fomba fitantanana mangarahara eo anivon’ny fitondrana sy ny sampan-draharaham-panjakana. Ao anatin’izany politika momba ny mangarahara izany dia aseho eto ny vola azo avy amin’ny tamberim-bidy naloan’ny Tetikasa Ambatovy, nanomboka tamin’ny Septambra 2020 ka hatramin’ny Desambra 2025. Aseho ihany koa ny fizarana ireo tamberim-bidy […]

Lire la suite