Tamberim-bidin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany avy amin’ny tetik’asa AMBATOVY -Ristournes minières du projet AMBATOVY

Tamberim-bidin’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany avy amin’ny tetik’asa AMBATOVY -Ristournes minières du projet AMBATOVY

juillet 20, 2026

par eitimad

Mines

Araka ny antontan’isa avy amin’ny Fitaleavana misahana ny kaotim-panjakana, ny tamberim-bidy avy amin’ny Tetik’asa Ambatovy voaray dia tafiakatra 98 259 887 410 ariary.Io vola io dia fitambaran’ny tamberim-bidy voaray teo anelanelan’ny volana septambra 2020 sy desambra 2025, izay nalefa tany amin’ny kaonty tahiry an’ireo Faritra sy ny Kaominina mpisitraka, araka ny fizarana aseho ao amin’ny […]

Lire la suite

Fanatsarana ny fitaovana enti-miantoka ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny lafiny ara-tsosialy ho an’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany maharitra sy tompon’andraikitra

Fanatsarana ny fitaovana enti-miantoka ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny lafiny ara-tsosialy ho an’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany maharitra sy tompon’andraikitra

juillet 14, 2026

par eitimad

Mines

𝑀𝑜𝑑𝑒𝑟𝑛𝑖𝑠𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒𝑠 𝑜𝑢𝑡𝑖𝑙𝑠 𝑑’𝑒𝑛𝑔𝑎𝑔𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑒𝑛𝑣𝑖𝑟𝑜𝑛𝑛𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡𝑎𝑙 𝑒𝑡 𝑠𝑜𝑐𝑖𝑎𝑙 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑢𝑛 𝑠𝑒𝑐𝑡𝑒𝑢𝑟 𝑚𝑖𝑛𝑖𝑒𝑟 𝑝𝑙𝑢𝑠 𝑟𝑒𝑠𝑝𝑜𝑛𝑠𝑎𝑏𝑙𝑒 𝑒𝑡 𝑑𝑢𝑟𝑎𝑏𝑙𝑒.

Lire la suite