Madagasikara: Mandinika ny fomba hampitomboana ny tombontsoa azo avy amin’ny harena an-kibon’ny tany sy hampivelarana asa hafa ankoatra ny fitrandrahana ny fanadihadiana haingana nataon’ny CNUCED  —  Transformation et diversification au cœur des échanges sur les minerais essentiels à la transition énergétique.

Ny zoma 5 jona ho avy izao dia hanatontosa fanadalinana mifantoka amin’ny fanomezan-danja ireo mineraly ilaina amin’ny fiovana manakany amin’ny angovo  azo avoazina ao anaty sy ivelan’ny rojom-piharianan’ny otrikarena stratejika ao amin’ny Novotel Convention & Spa Antananarivo ny  CNUCED

Ny fandaharana :

  • Fanolorana amin’ny fomba ofisialy ireo tatitra amin’ny manampahefana
  • Fanolorana ny endrika andalam-pandrafetan’ny tatitra
  • Latabatra boribory ifanakalozan’ireo mpiantsehatra voakasika

Fandraisana anjara : amin’ny alalan’ny fanasana ihany

Tanjona :

  • Manentana ireo mpiantsehatra voakasika amin’ny lokan’ady amin’ny fanomezan-danja ireo mineraly fototra
  • Mampirisika ny  fifanakalozan-kevitra malalaka  ho an’ireo mpiantsehatra voakasika
  • Mamantatra ireo asa laharam-pahamehana mba hanamafisana ny tombontsoa ara-toekarena ho an’ny firenena AVY amin’ny fitrandrahana.
  • Mametraka  rafitra fandrindrana mba hanarahana ny fampiharana ireo soso-kevitra azo .

The vendredi 5 juin prochain, la Conférence des Nations Unies sur le commerce et le développement (CNUCED) présentera, au Novotel Convention & Spa Antananarivo, une étude consacrée à la valorisation des minéraux essentiels à la transition énergétique, au sein et au-delà des chaînes de valeur de ces ressources stratégiques.


Au programme :
* Remise officielle du rapport aux autorités nationales ;
* Présentation de la version avancée du rapport final ;
* Table ronde d’échanges entre les principales parties prenantes.


𝐏𝐚𝐫𝐭𝐢𝐜𝐢𝐩𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧: 𝐬𝐮𝐫 𝐢𝐧𝐯𝐢𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧


Objectifs :
* Sensibiliser les parties prenantes aux enjeux liés à la valorisation des minéraux essentiels ;
* Favoriser un dialogue inclusif entre les acteurs concernés ;
* Identifier les actions prioritaires pour renforcer les retombées économiques nationales ;
* Mettre en place des mécanismes de coordination pour accompagner la mise en œuvre des recommandations.