Transparence et bonne gouvernance du secteur extractif à Madagascar  | Réunion du Comité National – Mangarahara sy fitantanana tsara ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara

Le 18 juin 2026, le Comité National s’est réuni pour sa deuxième session de l’année, au cours de laquelle des décisions structurantes relatives à l’avenir du processus ITIE à Madagascar ont été examinées et adoptées.

  • Rapport de cadrage 2024-2025
    La feuille de route est posée : périmètre, objectifs et méthodologie de mise en œuvre sont désormais clairs.
  • Compte administratif 2025
    Un bilan financier transparent de l’exercice écoulé.
  • Budget 2026
    Les ajustements nécessaires à la bonne conduite des activités de l’année ont été actés.

Également au menu des échanges:

  • Le suivi du processus ITIE : déclaration des bénéficiaires effectifs ; divulgation des contrats ; répartitions et transferts des ristournes aux CTD bénéficiaires dans le cadre du projet Ambatovy
  • La mission d’accompagnement du processus ITIE par le Secrétariat International

Fivorian’ny Komity Nasionaly ITIE

Tamin’ny 18 Jona 2026 dia nanatanteraka fivoriana ny Komity Nasionaly ITIE. Nandritra izany fivoriana izany dia nodinihina sy nankatoavina ireo fanapahan-kevitra lehibe momba ny asa sy ny hoavin’ny ITIE eto Madagasikara.

 Inona avy no nodinihina?

🔹 Tatitra momba ny asa ITIE 2024–2025

Nodinihina ny asa natao sy ny drafitra momba ny fomba hanatanterahana ny asa ITIE.

🔹 Tatitra momba ny vola tamin’ny taona 2025

Naseho ny fomba nampiasana ny vola nandritra ny taona 2025.

🔹 Tetibola 2026

Nankatoavina ireo fanitsiana ilaina mba hahafahana manatanteraka tsara ny asa kasaina hatao amin’ity taona ity.

Noresahana ihany koa :

🔹 Ny tompony marina amin’ireo orinasa
→ Iza marina no tompon’ilay orinasa?

🔹 Ny fifanarahana momba ny fitrandrahana
→ Ahoana no hahafahan’ny olona mahafantatra ireo fifanarahana momba ny harena an-kibon’ny tany?

🔹 Ny fizarana ny tamberim-bidy avy amin’ny Tetikasa Ambatovy
→ Ahoana no fizarana sy famindrana ireo vola tokony ho azon’ireo Kaominina sy Vondrom-bahoaka voakasika?

🔹 Ny fanohanana omen’ny Sekretaria Iraisam-pirenena amin’ny fanatanterahana ny dingana ITIE eto Madagasikara.