La Conférence mondiale de l’ITIE se tiendra les 8 et 9 octobre 2026 à Bruxelles, réunissant les acteurs engagés en faveur d’une gouvernance plus transparente et responsable des ressources naturelles.

En amont de la Conférence, les Coordonnateurs nationaux des 56 pays de mise en œuvre de l’ITIE se réunissent ce 5 octobre pour échanger sur les enjeux actuels et les perspectives d’avenir de l’ITIE.

Un objectif commun : renforcer l’ITIE comme un outil de décision, d’innovation et d’appui aux Gouvernements, aux entreprises et à la Société civile, afin de maximiser son impact et sa valeur ajoutée dans les pays de mise en œuvre.

MG Ho tanterahina ny 8 sy 9 Oktobra 2026 any Bruxelles ny Fihaonambe Maneran-tany ITIE. Hihaona amin’izany ireo firenena sy mpisehatra amin’ny fanamafisana ny mangarahara sy ny fitantanana tompon’andraikitra ny harena an-kibon’ny tany.

Mialoha ny fihaonambe, nivory ireo Mpandrindra Nasionaly avy amin’ireo firenena 56 mampihatra ny ITIE anio 05 oktobra, mba hifanakalo hevitra momba ireo olana atrehina amin’izao fotoana izao sy ny fomba hanatsarana hatrany ny asan’ny ITIE amin’ny ho avy.
Tanjona iraisana: ITIE ho fitaovana ilaina amin’ny fandraisana fanapahan-kevitra, fanavaozana ary fanohanana ny Governemanta, ny Orinasa ary ny Fiarahamonim-pirenena, mba hitondra vokatsoa ho an’ireo firenena mampihatra azy.






