Ny zoma 5 jona ho avy izao dia hanatontosa fanadalinana mifantoka amin’ny fanomezan-danja ireo mineraly ilaina amin’ny fiovana manakany amin’ny angovo azo avoazina ao anaty sy ivelan’ny rojom-piharianan’ny otrikarena stratejika ao amin’ny Novotel Convention & Spa Antananarivo ny CNUCED
Ny fandaharana :
- Fanolorana amin’ny fomba ofisialy ireo tatitra amin’ny manampahefana
- Fanolorana ny endrika andalam-pandrafetan’ny tatitra
- Latabatra boribory ifanakalozan’ireo mpiantsehatra voakasika
Fandraisana anjara : amin’ny alalan’ny fanasana ihany
Tanjona :
- Manentana ireo mpiantsehatra voakasika amin’ny lokan’ady amin’ny fanomezan-danja ireo mineraly fototra
- Mampirisika ny fifanakalozan-kevitra malalaka ho an’ireo mpiantsehatra voakasika
- Mamantatra ireo asa laharam-pahamehana mba hanamafisana ny tombontsoa ara-toekarena ho an’ny firenena AVY amin’ny fitrandrahana.
- Mametraka rafitra fandrindrana mba hanarahana ny fampiharana ireo soso-kevitra azo .
The vendredi 5 juin prochain, la Conférence des Nations Unies sur le commerce et le développement (CNUCED) présentera, au Novotel Convention & Spa Antananarivo, une étude consacrée à la valorisation des minéraux essentiels à la transition énergétique, au sein et au-delà des chaînes de valeur de ces ressources stratégiques.
Au programme :
* Remise officielle du rapport aux autorités nationales ;
* Présentation de la version avancée du rapport final ;
* Table ronde d’échanges entre les principales parties prenantes.
𝐏𝐚𝐫𝐭𝐢𝐜𝐢𝐩𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧: 𝐬𝐮𝐫 𝐢𝐧𝐯𝐢𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧
Objectifs :
* Sensibiliser les parties prenantes aux enjeux liés à la valorisation des minéraux essentiels ;
* Favoriser un dialogue inclusif entre les acteurs concernés ;
* Identifier les actions prioritaires pour renforcer les retombées économiques nationales ;
* Mettre en place des mécanismes de coordination pour accompagner la mise en œuvre des recommandations.





