Fampahafantarana ny Drafitr’asa ho fanatanterahana ireo tolo-kevitra voarakitra ao amin’ny tatitry ny fanampiana ara-teknika nataon’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI), momba ny fanombanana ny fitantanana sy ny mety hisian’ny kolikoly – Diffusion du Plan d’actions pour la mise en œuvre des recommandations du rapport d’assistance technique du FMI sur le diagnostic de la gouvernance et des vulnérabilités à la corruption
octobre 27, 2026
MG Nankatoavin’ny Filankevitry ny Minisitra, nandritra ny fivoriana ny 6 oktobra 2026, ny Drafitr’asa hanatanterahana ireo tolo-kevitra voarakitra ao amin’ny tatitra momba ny fanampiana ara-teknika nataon’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI), mikasika ny fanombanana ny fitantanana sy ireo mety hisian’ny kolikoly. Voarakitra ao amin’ny Taratasy fanapahan-kevitry ny Filankevitra laharana faha-424/2026-PM/SGG/SC tamin’ny 13 oktobra 2026 izany fankatoavana izany. […]
Lire la suite




