TAMBERIM-BIDIN’NY FITRANDRAHANA HARENA AN-KIBON’NY TANY AVY AMIN’NY TETIKASA AMBATOVY
July 20, 2026
Araka ny antontan’isa avy amin’ny Fitaleavana misahana ny kaotim-panjakana, ny tamberim-bidy avy amin’ny Tetik’asa Ambatovy voaray dia tafiakatra 98 259 887 410 ariary.Io vola io dia fitambaran’ny tamberim-bidy voaray teo anelanelan’ny volana septambra 2020 sy desambra 2025, izay nalefa tany amin’ny kaonty tahiry an’ireo Faritra sy ny Kaominina mpisitraka, araka ny fizarana aseho ao amin’ny […]
READ MORE




