Komity Nasionaly ITIE : manakaiky ny famaranana ny Tatitra ITIE 2024–2025 – Comité National ITIE : vers la finalisation du Rapport ITIE 2024-2025

Komity Nasionaly ITIE : manakaiky ny famaranana ny Tatitra ITIE 2024–2025 – Comité National ITIE : vers la finalisation du Rapport ITIE 2024-2025

October 1, 2026

par Hasina Rakoto

Mines

MG Nivory ny Komity Nasionaly ITIE, notarihin’ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny Tany, Champion EITI, mba handinika ny drafitry ny Tatitra ITIE Madagascar 2024–2025 sy ireo tolo-kevitra avy amin’ny Sekretaria Iraisam-pirenena ITIE. Nifantoka tamin’ny fampiharana ny Fenitra ITIE 2023, ny tatitra ara-bola sy ny tatitra momba ny sehatry ny fitrandrahana, ary ireo lafiny mbola mila fanazavana […]

READ MORE

Fintina momba ny iraka fanaraha-maso nataon’ny ITIE iraisam-pirenena teto Madagasikara

Fintina momba ny iraka fanaraha-maso nataon’ny ITIE iraisam-pirenena teto Madagasikara

September 15, 2026

par Hasina Rakoto

Mines

Nohon’ny fanaraha-maso hentitra izay napetraka nanomboka tamin’ny volana novambra 2025. Ny iraka dia nifantoka tamin’ny lafin-javatra telo lehibe : ny fivoaran’ny toe-draharaha ara-politika sy ny sehatra sivily, ny fahafahan’ireo mpisehatra samihafa, indrindra ny fandraisan’anjaran ny fiarahamonim-pirenena, ary ny fitohizan’ny fampiharana ny Fenitra ITIE. Nisy ny fifampidinihana tamin’ny Praiminisitra, ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny Tany, ny […]

READ MORE