Iraka nataon’ny Sekretaria Iraisam-pirenen’ny ITIE – Mission de Secrétariat International du 07 au 11 septembre 2026 à Antananarivo
September 11, 2026
Ny Sekretaria Iraisam-pirenen’ny Initiative pour la Transparence dans les Industries Extractives (ITIE) dia nanao fifampidinihana tamin’ireo mpisehatra eo amin’ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara. Ity iraka ity dia tafiditra ao anatin’ny fanaraha-maso manokana an’i Madagasikara, izay noraisina nanomboka tamin’ny volana novambra 2025 ary maharitra herintaona. Ny tanjona dia ny handrefesana ny fivoaran’ny toe-draharaha ara-politika, ny […]
READ MORE




